ampela

Généralités  Beauté  Club et association  Couple et sexe  Cuisine et recette  Culture et détente  Formation et emploi  Maison et déco  Maman et bébé  Mariage  Mode  Santé et forme 





Vous êtes ici : Accueil | Club et association | Catégories des clubs et association  Vous êtes ici! Femmes
 

Momba ny Association Nationale des Massothérapeutes de Madagascar ANMM

{Article recueilli(e) par : Petadri - 13-07-2008}

Fiorenany ary fiforonany

Antompisiany

Rantsana iray ao anatin’ny Fikambanam-pirenen’ny  Mpitsabo Nentim-paharazana eto  Madagasikara  ny ANMM na « Association Nationale des Massotherapeutes de Madagascar ».
Mampivondrona ireo rehetra teratany Malagasy manana talenta amin’ny fitsaboana amin’ny alalan’ny otra  (massotherapie ) ny Fikambanana.
Tsapa fa manana ny lanjany sy ny anjara-toerany lehibe tokoa io otra io teo amin’ny Ntaolo Malagasy ka tsy  vitsy no midodododo any amin’ny Mpanotra rehefa itrangan’ny tsy fahasalamana. Indrindra fa rehefa sendra izay aretina sarotra ka efa tena nahafanenina hatraiza hatraiza, fa rehefa noraisin’ny Mpanotra dia voavaha ny olana ka nahazo fahasitranana.

Izany no nahatapa-kevitra ireo rehetra manantalenta amin’ny otra hivondrona, dia ireo izay nandova na voatendry na koa ireo izay nianatra manokana momba ny fanorana (massages), mba hampivelatra sy hampiroborobo io sehatra fitsaboana iray io sy ny mba hanandratana avo ny hitsaboana nentim-paharazana eto Madagasikara.

Tafajoro ary ny Fikambanana, rehefa nahazo ny fankatoavan’ny Ministera ny Fahasalamana sy ny Fandrindram-pianakaviana sy Fiarovana ara- tsosialy tamin’ny 24 Avril 2006 sy nahazo ny récépissé tamin’ny 9 Mai 2006

Ny foibe toerany :  LOT IVD 21 Behoririka  Antananarivo
0331417904  /  0330717063   /   0325048296   /   0340843457

Ny tarigetrany

1- Mamaly ny hetahetan’ny vahoaka amin’ny fitadiavana vahaolana aram-pahasalamana amin’ny alalan’ny fanomezana azy fitsaboana amin’ny sarany tsy dia lafo loatra no sady manakaiky ny toerana misy azy
2- Mikendry ny hampivelatra ny fifamenoan’ny Fitsaboana Nentim-paharazana sy ny Fitsaboana moderna
3- Manatsara sy mampitombo ny farim-pahalalana sy talenta efa ananan’ny Mpanotra mpikambana ao aminy

Ny rafitra  ao aminy

Misy  ny : 1- Fahefana Mpitantana :  izay iandraiketan’ny Komitim-pitantanana
2- Fahefana Mpanatanteraka : izay tarihin’ny Filoha Nasionaly ka manatanteraka ny asa  fampandrosoana eo anivon’ny Fikambanana

Ireo tompon’andraikitra ao aminy

- Ny Filoha Mpanorina : Rtoa Raharimalala  Vally Jacqueline
- Ny Filohan’ny Komitim-pitantana : Atoa Walter Samuel Randrianarivelo
- Ny Filoha Nasionaly : Atoa Razafimamonjy Mamitiana  Germain
- Ny Secretaire Genéral : Atoa Andrianozahana Daniel
- Ny Secretaire Administratif : Razafindravao Jeanne Elmine
- Ny Tresorier : Razafindrabe Mbolanirina Irene Violette

Ny asa

- Fanaovana asa fanasoavana maimaim-poana teo anivon’ny “ Cabinet de Massage” n’ny Mpikambana isaky ny talata faha 2 amin’ny volana ho an’ny ANMM teto Antananarivo ary isaky ny alatsinainy voalohan’ny volana ho an’ny ANMM  tao Toamasina sy Mahajanga
- Fanomezana fampianarana sy fiofanana ho an’ ireo mpikambana rehetra ato anatin’ny ANMM

Ny fivelarany sy ny asa efa vita

Ny fivelarany

Efa mijoro manerana ny Faritra maromaro eto Madagasikara  ny ANMM.

Ireo toerana efa misy mpikambana

- Faritra Analamanga : -Antananarivo Renivohitra
- Antananarivo atsimondrano
- Antananarivo avaradrano
- Manjakandriana
- Mahitsy
- Mangamila Anjozorobe
- Faritra Atsinanana : Toamasina I sy II
- Faritra Analanjirofo :  Mananara
- Faritra Boeny : Mahajanga I  sy II
- Faritra Ankaratra  : Faratsiho
- Faritra Itasy  : Manalalondo Arivonimamo

Isan’ny mpikambana

267

Ny asa efa vitany 

- fanentanana ho fampahafantarana ny fikambanana amin’ny vahoaka  sy ny manam-pahefana isantsokajiny 
- fanangonana (recensement) ireo mpitsabo amin’ny alalan’ny otra manerana ny Faritra  maromaro eto Madagasikara
- fanaovana asa fanasoavana maimaim-poana teo anivon’ny Fitaizana zaza kamboty sy be antitra

Ny tetikasa  mbola ho tanterahana

1°) –Fanohizana sy fanitarana ary fanamafisana ny fampahafantarana ny fijoroan’ny ANMM
         Fanentanana ny mpanotra mba hiditra ao anty Fikambanana
         Tanjona hisian’ny mpikambana amin’ny faritra 22 
2°) – Fanohizana sy fanamafisana ny fanomezana fampihofanana ny mpikambana
3°) – Fananganana “Jardin botanique” any  amin’ny Faritra rehetra misy ANMM
4°) – Fanamafisana ny fiaraha miasa amin’ny Fanjakana
5°) – Fananganana centre de massotherapie ahitana toeram-panofanana mpanotra , toeram-pivoriana sy Centre d’accueil

Natao teto  Antananarivo faha  08 Jolay  2008
Rtoa Raharimalala  Vally Jacqueline 





 

Forum Contact Conditions d'utilisation Vie privée
Accueil Forum Nous contacter Condition Vie privée


Recherche personnalisée

Espace PRO

Les articles Club et association

Article 1 à 5 sur 5


Lire: Créer son association
Lire: Entreprendre au Féminin Océan Indien-Madagascar
Lire: Faites connaissance avec l’association contre le syndrome d’alcoolisation fœtale SAF MADA
Lire: Fantaro ny Fikambanana SAF MADA na ny Syndrome de l’Alcoolisation Fœtale
Lire: Momba ny Association Nationale des Massothérapeutes de Madagascar ANMM

Article 1 à 5 sur 5







Ampela : Accessoires de mode   Adoption   Ados et grands enfants   Anniversaires   Approche genre et droit des femmes   Archives (femmes)   Bébé   Boissons et cocktails   Bourses   Budgétiser   Catégories des clubs et association   Chambre à coucher   Chirurgie esthétique   Cinéma   Coiffure et cheveux   Corps   Cuisine   Cuisine et équipements   Danses   Déco et linge de maison   Douche et bains   Emploi privé   Emploi public   Enfant Maternel   Enfant primaire   Formation   Forme   Hay Fy   Jardin   Jeux, sports cérébraux   La réception   Lecture   Législation   Les engagements officiels   Les préliminaires   Les traditions   Lingerie   Living   Loisirs créatifs   Mains, pieds, ongles   Maladies et traitement   Maman   Maquillage   Médecine traditionnelle   Mode féminine   Mode masculine   Musique   Nutrition   Organiser   Parfum   Peau, visage, esthétique   Poëmes   Portraits   Procédure de création   Psycho et santé du couple   Recettes   Salle à manger   Santé en général   Santé féminine   Savoir vivre   Sexualité du couple   Sorties   Sports physiques   Témoignages   Tendances et shopping   Tenues et accessoires   Thérapies diverses   VIH/SIDA  

A découvrir : 0 à 3 mois   12 à 18 mois   18 à 24 mois   2 à 3 ans   3 à 6 mois   52 portraits de femme   6 à 9 mois   9 à 12 mois   Accouchement   Actus culturelles   Acupuntcure   Adresses   Agence immobilier   Agencement   Alimentation   Alimentation   Aliments et santé   Allaitement   Allopathie   Amniocentèse   Amour   Annonces du coeur   Apgar   Aphrodisiaque   Après Bacc Privé   Après grossesse   Assortiment   Astuces   Avortement   Ayuverdic   Bague   Bague et alliance   Bain   Beauté, bien être   Beauté, bien être, mode   Belote   Bien être   Body   Boîte à recette (entrée, résistance, dessert, boissons, divers)   Bottes   Boucle d'oreille   Bracelet   Bricolage   Bridge   Bronchiolite   Budgétiser   Calendrier vaccinal   Caresse   Chaîne cheville   Chambre à coucher   Chemise   Chirurgie réparatrice   Choisir le lieu de la réception   Collier (sautoir, ras du cou, 30cm, 40cm, etc.)   Coloration   Communication parents enfants   Compensées   Congé (Maman)   Congé de matérnité   Congé mariage   Conseils   Contraception   Couleurs   Coupe, coiffage, brushing   Courbe de croissance   Couture, tricot   Créateurs   Crise d'adolescence   Cuisine   Cuisine internationale   Cuisine malgache   Cuisse et jambe   Cullote (string, caraco, boxer, remonte fesse, etc.)   Cultuelle   Danses de salon et danses sportives   Défaut des femmes   Défilé   Demandes d'Emploi   Devenir maman   Dico de maman   Différents types de parfum   Divers   Diverses (auto école, langues, etc.)   Diverses (chirurgie esthétique)   Douche et bains   DPA   Droit   Droit (Grossesse)   Ecographie   Edito, actualités   Epilation   Escarpin   Faire construire   Fausse couche   Femmes   Fièvre   Fitness   Fonctionnaire   Garde   Gastroentérite   Généralités   Goûter   Goûter   Grossesse   Grossesse gemellaire   Grossir   Gynécologie   Haify cuisine traditionnelle   Hernie   Homéopathie   Ictère   Infertilité   Infidélité   Invitations et autres supports imprimés   Jardin   Jaretelle   Jupe   Jupon   La beauté de la mariée   La bouche   La corbeille nuptiale   La décoration   La liste de mariage   La pièce montée ou le gâteau de la mariée   La robe de la mariée   La soirée dansante   La tradition du mariage malgache   Langage des pierres   Le cortège   Le hammam   Le maquillage permanent   Le mariage civil   Le mariage religieux   Le marié : tenue et accessoires   Le plan de table   Le sauna   Le voyage de noces   Lecture   Législation (emploi privé)   Législation (emploi public)   Les Accessoires de la mariée   Les anniversaires de mariage   Les boissons   Les classiques   Les dragées   Les fiançailles   Les formules   Les joues   Les souvenirs photos et vidéo   Les wedding planners   Les yeux   Libido   Linge de maison   Liste de naissance   Loi sur l'adoption   Loi sur l'adoption   L’animation   Maigrir   Maillot de bain   Maladies infantiles   Maladies infantiles infectieuses   Manteaux   Manucure   Massage   Massage   Matières   Matières (l'or, l'argent, nacres, cornes, etc.)   Menu hebdo   Métiers de la médecine   Mobilier   Mocassin   Modèles   MST   Musique   Naissance   Nutrition   Ny fanateram-bodiondry   Occasion   Offres d'Emploi   Ovulation   Pédicure   Pantalon   Percing   Perles   Pilule   PMA, FIV   Point G   Poitrine   Positions sexuelles   Poterie   Prénom   Préparation   Procédure   Professionnelle diverse   Professionnelle, recyclage, perfectionnement   Psychologie   Que faire avec   Régimes   Relooking visagiste   Robe   Salle à manger   Salon   Sandales   Savoir vivre   Scrabble   Séduction   Sexualité   Sexualité   Sociale et club de service   Soins du corps   Soins et produits   Soins et produits (Shampooing, après shampooing, masque bain, crème, gel, etc.)   Sortie   Soutien gorge   SPA   Sportives   Sports cérébraux   Sports physiques   Suivi vie foetale   Tache de naissance   Tarot   Tatouage   Tatouage   Témoignages thématiques   Tennis   Test de grossesse   Toxo   Trousseau bébé   Type   Types de cheuveux   Universitaire   Ustensiles   Valisette de maman   Veste   Vie du couple   Vins et spiritueux   Visage